Zaikabe 2019

Rieux ny, 2 jolay 2018  Ho an’ny birao foibe,  Ho an’ny Faritany, ny Tafo sy ny fiaraha-mivavaka FPMA,  Ho an’ny Sampana Sekoly Alahady any amin’ny faritany FPMA,  Ho an’ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny FPMA,  Faly miarahaba anareo, ary koa manonona ny fiadanan’ny Tompo ho aminareo tsirairay avy.  Araka ny efa voalaza dia hotanterahina ny 26-27-28 aprily 2019 ny … Lire la suite de Zaikabe 2019